📌Tonga nanatanteraka fitsidiana teto amin’ny biraon’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana A/toa RAKOTOZAFY François teto Faravohitra anio 06 Septambra 2022 ireo solontena avy amin’ny AFD.
✅Fanaovana tomban’ezaka mahakasika ny tetikasa fanatsarana sy fanorenana fonja sy tribonaly, ary koa ny famatsiam-bola ho fanampiana amin’ny fanadinana eny anivon’ny sekolim-pirenena manofana ho Mpitsara sy Mpikaridraharaha ary ny fandraharahana ny fonja no tena Anton-dia.
🎥 🎤 Atolotra anao ny fanazavàna entin’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana A/toa RAKOTOZAFY François sy ny Tale Mpanampy ao amin’ny AFD Ramatoa Valérie ALEXIS.