📸 Pejy an-tsary 08 Aprily 2022.
➡️ Fametrahana ny Zokiolon’ny Mpitsarana mpanao Famotorana ( Doyen des Juges d’instructions) eto anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy, A/toa RICO CHAN KAN
⚖️ FOTOAM-PITSARANA MANETRIKETRIKA FAMETRAHANA NY ZOKIOLON’NY MPITSARA MPANAO FAMOTORANA eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany eto Antananarivo.
📌Tsy handefitra amin’ny tsy fandriam-pahalemana.
✅ Mazava ny lahatenin’ny Zokiolon’ny Mpitsara Mpanao Famotorana (Doyen des Juges d’Instructions), A/toa RICO CHAN KAN izay vao napetraka tamin’ny toerany anio 08 Aprily 2022 tetsy amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy.
🔺 Tsapany ny ngidin’izany very fitaovana amam-pananana mahazo ny vahoaka izany, indrindra ireo madinika, ka vonona ny tenany hampanjanka ny rariny sy ny hitsiny.
💡 Ho atolotra anao ny ampahan’ny lahatenin’ny Zokiolon’ny mpitsara mpanao famotorana, A/toa RICO CHAN KAN sy ireo valim-panotaniana napetraky ny mpanao gazety taminy sy tamin’ A/toa RAKOTOZAFY François, Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana,Ministry ny Fitsarana.