Posted in Autres Evenements Fananganan-tsaina teto Faravohitra Published Date: 21 février 2022 Pejy an-tsary Alatsinainy 21 Febroary 2022: Fananganan-tsaina teto Faravohitra notarihin’ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fitsarana, Rtoa RABY SAVATSARAH Ain’Harimanga Gabrielle Fampahatsiahivana: amin’ny 8ora sy 30mn no fanombohan’ny fananganan-tsaina Eny amin’ny Fitsarana Tampony Anosy isaky ny Alatsinainy voalohany amin’ny volana Eny Antanimora rehefa Alatsinainy faran’ny volana Eto Faravohitra ny ankoatra ireo Fanentanana: mitohy ara-dalàna toy ny mahazatra ny asa. Ho fiatrehana ny fiavian’ny rivodoza « Emnati » dia mila miomana sy mailo ny rehetra.