Posted in Autres Evenements Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ireo mpianatra ho Mpitsara Published Date: 2 mars 2022 Pejy an-tsary Alarobia 02 Martsa 2022 Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ireo mpianatra ho Mpitsara 81 mianadahy, andiany 2021 ao amin’ny ENMG, teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana eto Faravohitra. Nandray azy ireo voalohany, ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fitsarana, Rtoa RABY SAVATSARAH Ain’Harimanga Gabrielle, nanaraka azy kosa ny Talen’ny Kabinetra, Atoa BARAKA Jean Arnaud.