Fifamindram-pahefana teto anivon’ny Ministeran’ny Fitsarana

Tontosa androany 25 janoary tolakandro ny fifamindram-pahefana teo amin-dRamatoa HARIMISA Noro Vololona sy Andriamatoa RANDRIANASOLO Jacques. Nandray ny toerana maha-Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana azy avy hatrany ity farany taorian’izany lanonana izany.