Famindram-pahefana teo amin’ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny fitsarana

Tanteraka ny faha 28 jona 2018 folakandro ny famindram-pahefana teo amin’ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny fitsarana
Fifanakalozan-kevitra, fihainoana, fiangaliana ny asa ary fanohizana ny asa tsara efa natomboka no anisan’ny fomba fiasa notanisain’ny SG vaovao Andriamatoa RANDRIANARIMANANA Tsantatiana Salama ampiasaina hanatanterahana ireo tanjona lehibe napetraka hatao ao anatin’ny fotoana fohy