Communiqué

Ho vahiny ao amin’ny fandaharan’ny TVM kao-dalina ny zoma 29 jona ho avy izao amin’ny 9 0ra alina ny Minisitry ny Fitsarana. Ny Vinan’ny ministra mandritry ny fotoana hitantanan’ny departemanta no ho resahina. Mankasitraka antsika rehetra