Jour : 10 juillet 2024
Posted in Autres Evenements
Fitsarana manakaiky vahoaka.
Published Date: 10 juillet 2024
⚖️ Ho fampiarana ny politikan’ny Ministeran’ny Fitsarana : » FITSARANA MANAKAIKY VAHOAKA » sy ho fampianarana ny andry voalohany izay « Fanandrantana ny maha-olona », dia faly manasa anao izahay ho tonga hanatrika ny « VARAVARANA MISOKATRA » izay kakarakarainay ny Alakamisy 18 Jolay 2024 ho avy izao eny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely manomboka amin’ 10 Ora maraina
![](http://www.justice.mg/wp-content/uploads/2024/07/450091850_829973362561071_2356997162936932323_n.jpg)