Mois : juin 2024
Fitsarana Ambaratonga Voalohany Mahajanga.
📌 Nanao fidinana ifotony teny anivon’ny « Brigade » ny Zandarimariam-pirenena sy ny « Commissariat Central », ny Tonia mpampanoa lalàna ao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Mahajanga,
Andriamatoa IMBIKY CLÉRIDÈS.
🎯 🎥 Fanajana ny fe-potoana ahafahana mitazona olona no votoatin-dresaka.
Fitsidihana ara-pomba fanajana.
📌Alatsinainy 03 Mey 2024, tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana an-dRamatoa RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana teto Faravohitra i Ramatoa Sana AL-ATTAR « Expert international » izay ao anatin’ny « Comité de pilotage de l’Elaboration de la Stratégie Nationale de la Lutte Contre la Corruption (SNLCC) » niaraka tamin’ny solon-tena avy amin’ny « Comité pour la Sauvegarde de l’Intégrité ».
➡️Ny tena votoatin’ny fitsidihana dia ny fandinihana ny zava-misy eto an-toerana ka hiaraha-miasa sy hifanampiana mba hametrahana paik’ady hiadiana amin’ny kolikoly.
![](http://www.justice.mg/wp-content/uploads/2024/06/444484434_808340338057707_8847596609703030696_n.jpg)
![](http://www.justice.mg/wp-content/uploads/2024/06/444990612_808340358057705_858553824110448597_n.jpg)
![](http://www.justice.mg/wp-content/uploads/2024/06/444483163_808340374724370_5789699181153064702_n.jpg)